Ho avy any izao ka tandremo sao tsy vohainao Fa ny orana mikija tsy hasakana ahy tsy handeha Na hanjombona ny andro ny ho tonga tonga foana Efa masaka ato antasaiko aky Ny hijery anao hamangy anao Etsy amorom-parihy ’Zaho tsy maintsy tonga any na ho sasa-kalina aza Na lavitra ny lalako any tsy hasiako feo tomany Fa holalaovintsika io hariva manontolo Tsy asiantsika very aky Fa omeko anao,omeko anao,Omeko anao Omeko anao izy manontolo Fa ny fitiavanao(in-2) Kanto lotra e(in-2) N’inona n’inona hitranga any ianao no faniriko Ilay fitsikinao hafahafa iny mitsy no tena fifaliako Dia atolotro anao ’zay rehetra mety ho tsiky Dia ho sambatra aho sambatra aho Raha omenao omenao ahy ilay tsara ndrindra any aminao Tsy izaho irery ihany no maniry tahaka izany Ianao tsy mba milaza anie izay any am-ponao Fa iny lanitra iny no adiresy iraisantsika Anoratako ho anao anie raha sendra ka tsy hita Andefasako amoranako izao hirahira izao ho anao Fa ny fitiavanao(in-2) Kanto lotra e Kanto mihotra e
@akonantenainarivonyfierena4083
4 жыл бұрын
tsara eh
@yahikomahandritiana420
4 жыл бұрын
2020
@kemyrahofficiel
4 жыл бұрын
2020 on est là
@soloarisoa
6 жыл бұрын
tsara
@manitrajahman3843
7 жыл бұрын
tsara le son e,, tiako ! eny amoro-parihy n ftoana e,, ts asakana ts ande
@rayamsrakoto5350
8 жыл бұрын
mankasitraka f milay le vazo e!
@elisearthemise9881
8 жыл бұрын
kenda ianao minana komba irery
@elisearthemise9881
8 жыл бұрын
tiko be ireo tarika ireo tena tsara be ny zavamisy fohana no tanisainy misaotra tompoko
@wellaratiarison9905
10 жыл бұрын
Inona kay no lohatenin'ilay parodie an'io hira io ? Resaka politika no noresahana tanaty ilay parodie. Vehivavy no mihira azy. Merci !
Пікірлер