Tena oe zava-misy am fiainana andavandro le atao hira. Mafinaritra foana na defa hira taloha aza. Tonga nvadin'i secrétaire dia mody snob radirektera 😂. Mlai eee
@eliehobinirina5702
2 ай бұрын
vaky lasantsy de lany pneu. Milay ee.
@MalagasyAustralie-hk5eg
4 ай бұрын
Ratsy ny sary !
@oliarisoavoahangyrazafindr1956
5 ай бұрын
2024 mbola miheno foagna za 😅
@ericrambolamanana5825
6 ай бұрын
ÖDÖIE, j'adore. Merci ô
@poundalee5281
8 ай бұрын
Un chef d'œuvres 🎵🎶
@fenosoarakoto336
8 ай бұрын
mlay ranga reto tarika reto aah....tena comedie musical zao eeh...respect legende Les Nanahary
Namana akaiky tamin'ny fahavelony i Mamy Nanahary fony nanangana ny Radio Don Bosco izahay!
@mahefaserge
3 жыл бұрын
Tsy misy mahasolo hatramin'izao fa sady tsara no mampihomehy no mananatra. Incomparable ! Misaotra nizara.
@abelrazafindrasataandriani2331
3 жыл бұрын
Tena mahafehy ny zava-nisy teo amin'ny fiaraha-monina t@ izany nefa mbola iainana eo @ fiainana andavan'andro amin'izao. Henjana be ilay mpamorona fa tena zava-misy mihitsy misaotra Ny Nanahary!
@MademoiselleMarie_Jvn
2 жыл бұрын
Es
@lindseymarieraphaelle9422
3 жыл бұрын
Za ranga tsy leo anzalah reto a
@joronantenainarija3917
4 жыл бұрын
2020 mbol mihaïno sy ti foana
@maminiainasitrakarazafindr3576
4 жыл бұрын
Tsara ranga ireto zoky reto a!!
@rhefifrance8096
4 жыл бұрын
Tsara ny tenue👏👏👏🕺
@bahapoirier7747
4 жыл бұрын
Tsara ny hira vako-drazana.
@famohorh17
4 жыл бұрын
😂😂😂😂
@rojoniainaranaivoson5464
4 жыл бұрын
mapisavoritak'ireo makorely....... :D
@arimarose2977
4 жыл бұрын
Horera b sady lingitra ty ,odoieeeeeee 😂😂😂
@gabrielleamd3966
4 жыл бұрын
Fa tena manan-talenta mihitsy ry Nanahary
@gabrielleamd3966
4 жыл бұрын
Ça me fait penser à ma sœur ♥️👏🏻🍀😘
@mialisoarandrianarison7150
4 жыл бұрын
Ny voalohampahasambarako dia ny ho eo anilanao hatrany 😢😢 ❤️izany no efa fahazarako nefa nanjary tomany ❤️😭😭😭 fa hanangona ny andro ho volana ho tonga taona maromaro 😢😭😭😭❤️❤️ Mandria ampiadanana Fafah ❤️❤️😭😭😭😭😭😭
@rakhstria9864
4 жыл бұрын
Hummmm !!!!...mandria ampiadanana Zoky a..
@maeljah9980
4 жыл бұрын
Merci Ranga zokib Fafah... 🙏🙏🙏
@mariruana16
4 жыл бұрын
MBA aiza ilay mitomany izy fa tsy hita intsony ilay vidéo ? Rampal,fafah
@aimejosy3531
4 жыл бұрын
Tena mba marina zany, fa toa ts hita tokoa iny Tomany iny an
Пікірлер