paroles très appréciéés merci,ça me rappelle mon adolescence
@tedlawrence4189
19 күн бұрын
Wow! One of the most obscure 78's that I have ever heard. Madagascar? That is rare.
@JeannetteRalison
20 күн бұрын
29/06/2024 FAHATSIAROVANA
@JeannetteRalison
22 күн бұрын
Misy Hira tsara nohirain' ny RR Majunga " Ny Hatanorana" no lohanteny Misaotra mialoha Tompoko
@camillerajeriarison7105
5 күн бұрын
Salama ! Izay fa natolotra o !
@JeannetteRalison
26 күн бұрын
FAHATSIAROVANA 🙏💟🙏
@JeannetteRalison
26 күн бұрын
FAHATSIAROVANA 💐
@florentrajosoa3277
Ай бұрын
Merci
@claudehonorerakotoarisoa8078
Ай бұрын
misaotra betsaka fa tsara ee
@bakoandrianisa4196
Ай бұрын
tena kanto,mifono hevi dalina
@ArisoaRazafitrimo-hl9jp
2 ай бұрын
Hafa ihany n'y original! Mankasitraka sy mankatelina ny finiavana nizara
@poundalee5281
3 ай бұрын
Manao azafady manontany, tsy hitako eto amin ny youtube intsony ny chaîne KAPILA FANANAM-PIRENENA ❓️❓️❓️sa niova anarana KAPILA 78 TOURS❓️❓️ Misaotra mialoha manome fanazavana
@camillerajeriarison7105
3 ай бұрын
Salama e ! Niova ny anarana. Nakaton'i youtube i kapila.fananam-pirenena fa nisy olona roa nitory pour atteinte aux droits d'auteur. Hira vitsivitsy nefa dia ny chaîne iray manontolo no maty. Ity indray no solony e. Haverina hatramin' ny voalohany indray. Mitandrina fotsiny mikasika ny droits d'auteur.
@poundalee5281
3 ай бұрын
@@camillerajeriarison7105 Misaotra amin ny fanazavana, mankasitraka sy mirary fahombiazana ho an ny kapila 78 tours..hi abonner amin ny chaine nareo zaho Izay no problème n'ny gasy, tsy mahalala hoe sarobidy ny tahiry archives ireo kanto, sarobidy koa ny mizara ireo kanto. Personnellement, zaho tsy hi abonner amin'ireo chaînes zoma boutique sy ny karazany.... Ry Henri Ratsimbazafy, malheureusement n'a manatalenta aza dia tia vola loatra...... Ilay chaine Zoma boutique tonga dia hita hoe resabola Mankasitraka anareo
Пікірлер