Na dia tsy takatry ny saina aza ny fahalebiazan' ny Tompo Andriamanitra dia fanantenana lehibe tsy azo hozongozonina no omeny amin'ny alalan'ny Teniny ary ny herin'ny Fanahy masina avy Aminy mitahiry izany tanteraka ka manome hery foana hihazakazaka amin'ny fanompoana dia ny fitoriana ny filazantsara sy ny filazana ny hatsaran'ny voninahiny.
@sylviarasolon4683
11 ай бұрын
Amen!!! Tsara Jesosy❤🎉
@fanjasoarasoarilalao524
11 ай бұрын
Amen❤❤❤🎉
@minoravalison1470
11 ай бұрын
Bossé Ben oui c'est vrai en malagache-madagascar. Je suis en Madagascar.
@minoravalison1470
11 ай бұрын
Maranatha ! Malgache
@somaeichrix6186
Жыл бұрын
mankasitraka <3
@ratsimbaholisonnirinaolivi4396
Жыл бұрын
Tiako loatra, mamelovelo, mamolivoly, maha-ontsa, mamelona Fanahy, mamoha ny ato anaty, mamelona indray FANANTENANA amin'ny Farany. AMEN
@ravelomanantsoaveromanitra3225
Жыл бұрын
Amen 🙏🏾
@tahianalalaina834
2 жыл бұрын
Maranatha (Victor&Ninah) Strophe 1 'Zay andro izay, 'Zay no andrasako Eh! Hiverina ny Mpamonjiko Ho hitako Izy hanatrika ahy, Ny sandriny no hasampiny ahy Ary ho entiny amin’izay hitoerany aho ô ô Strophe 2 Hatramin’izay dia sombintsombiny Eh! Sombiny ihany no fantatro F’amin’izay dia hambarany ahy Ny zava-miafin’ny Fanahy Honina eo anilany aho Strophe 3 Ny fanantenako e, tsy ho levona Jesosiko iny e! tsy hamitaka ahy Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô! Maranatha ..... Strophe 4 He ny hafalian’ny ho ampakarina Eh! Rehefa injay ny Mpampakatra Tontolo tsy fahita ety Izay jeren’ny maso vaovao ery Lasa tokoa ny zavatra taloha (ô hô!) Strophe 5 Ka ny fonenan’Andriamanitra Eh! No indro vohany hitoerako Hifankahita amin’ny havako Maty taloha fa voavonjy koa Hiara-mitoetra amin’ilay Tompo soa Strophe 6 Ny fanantenako e, tsy ho levona Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô Maranatha Strophe 7 Ny fanantenako e (ny fanantenako), tsy ho levona (tsy ho levona) Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy (sanatria e) Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô Maranatha Strophe 8 Ny fanantenako e (ny fanantenako anie), tsy ho levona (tsy ho levona) Jesosiko iny e, tsy hamitaka ahy (sanatria e) Indro efa akaiky ny andro izay hamonjena ahy Avia Jesosy ô Maranatha Strophe 9 Avia Jesosy ö Maranatha Maranatha
@jeanrobertandrianiriana5585
2 жыл бұрын
Amen
@vatovola3308
2 жыл бұрын
Ity hira ity dia mbola tsy henoko mihintsy , nony lasan'Andriamanitra tampoka ny zokiko malala ny 3 jolay 2022. Nony nandamina ny biraony dia hita teo ny taratasy nosoratany dia ny tonon'ity hira ity Nanomboka nitady ny hira izahay ka nitondra hery sy fampiononana lehibe , fa nahatsiaro ny Tompo izy talohan'ny nahalasanany ary natoky azy. Misaotra tompoko.
@miranarakotosonralison773
2 жыл бұрын
Jesosy rery ihany no omena nboninahitra tsara misy tonimpanahy maranatha
@niccoperrandrianarisoah8849
2 жыл бұрын
tiko be io hira io
@jeannetteralison545
2 жыл бұрын
🙏💟👋💟🙏
@annahriah7396
3 жыл бұрын
Maranatha!
@paulinetsiky6238
3 жыл бұрын
Kanto loatra
@samueljerome7927
4 жыл бұрын
Amen tena tsy mamitaka igny jesosy. Avia jesosy ô maranatha. Mankasitraka ré tompoko n'y famoahanareo n'y toninkira. Ho ani jesosy irery anie n'y haja sy laza. Amen amen
@fifihmandimby6713
4 жыл бұрын
amen
@manitriniainafamenontsoara6527
5 жыл бұрын
Jesosiko iny tsy Hamitaka ahy
@ramarosontantelyhasiniaina2045
5 жыл бұрын
amen
@fanja6224
3 ай бұрын
Fdt
@mialisoa8659
6 жыл бұрын
Misaotra betsaka ,de ho tahin Tompo fa tena mampahery
@mioraanja7717
6 жыл бұрын
tsara loatra
@randrianatenainasidonie1773
6 жыл бұрын
AMEN!!!
@ezithenandrasana5697
6 жыл бұрын
Misaotree
@rhnirilantorandriamamonjis896
6 жыл бұрын
Amen! mankasitraka e
@flowers9464
6 жыл бұрын
Misaotra e
@harryrandria782
6 жыл бұрын
misaotra ee
@notiavinarasolofomanana6708
7 жыл бұрын
amen
@mamyandriamboavonjy6393
7 жыл бұрын
Ho avy Jesosy, eny ho avy Izy! Ny maso rehetra dia hahita azy, eny na dia ireo nandefona azy aza!
Пікірлер