COLLECTE DE FONDS POUR AIKO
Il suffit parfois de peu, parfois d'un "Tsiky" (sourire)
Nous avons décidé de réaliser cette vidéo pour apporter notre soutien au "farimbona" (tous unis dans l'action) lancé par l'association Aiko. Fondée en 2018, elle oeuvre pour améliorer les conditions de travail des soignants et équiper les hôpitaux à Madagascar.
Pour apporter votre part de contribution :
- Helloasso : www.helloasso....
- Mvola : 034 52 818 80
- Orange Money : 032 60 643 88
Pour en savoir plus sur l'association et leurs actions : aiko-associati...
Tsiky
Sendra tsiky namiratra aho afak'omaly
May ny andro, mavo hafanana
Sahala safosafo, tso-drivotra soa
Satroka penjy nanaloka ny loha
Tsiky nangatsiatsiaka,
nikopakopaka fo
Nitsotsoka fanahy,
mazoto ny tongotro
Sendra tsiky nikoriana aho omaly
Kotsa ny andro, orambe sy havandra
Sahala farihy afovoan-dranomasi manonja
Sambo vaventy nandray ahy sy nikoja
Tsiky nandray hialofana,
nanafana ny fo
Nanatsiaka fanahy,
misaotra re tompoko
Ianao vao nijery ahy androany
Tsy afa-niady fa nitsiky avy hatrany
Tsiky nampiray antsika, nangilikilika fo
Nanalefaka fanahy, korazy aho ry akamako
A/C : Mandrantohery "Goul" Andriamihanta
Негізгі бет ALALÁ - Tsiky (en soutien à l'association Aiko)
Пікірлер: 23