Mankasitraka anao Rija fa tena ianao mihintsy no mpanjakan'ny zava-kanto Malagasy ary mitondra ny zava-tsoa voarakitra hira mahafinaritra,,, kanto loatra ny asanao, tsy misy tenenina intsony fa mankasitraka
@tianarakotovao5962
9 жыл бұрын
Resaka musique moa tsika. Anisan'ny mpanoratra ankafiziko ilay Mexicain "Manzanero" izy moa no nanoratra ireo classique Mexicain toy ny somos novios, no se Tu, me falta, besame, fa misy Album duet izay an, tena voakajy mihintsy, mitovy ny fikalianao ny asa tananao Rija.
@fenomanantsoatoky3842
7 жыл бұрын
Hyper classe
@kantomalalatiako621
9 жыл бұрын
Kanto loatra Rija à!
@kantomalalatiako621
9 жыл бұрын
Mankasitraka be dia be e!
@TheDeranjanahary
9 жыл бұрын
Mahafinaritra foana ny mozikanao Rija a, miaraka @ireo mpilalao mozika efa andrarezina. Tohizo hatrany
@tianarakotovao5962
9 жыл бұрын
Aoka marina, tsisy voam-bolana mahalaza ny fankasitrahako ny Talenta nomen'ilay Ray be fitiavana anao. Tena finaritra ary feno fankasitrahana ny foko. Ravo ary afa-po,mangoritsina ara-bakiteny, mihaino antsipirihiny ilay mozika sy ny hafatra entiny, mankantelina.
@lounalouise8296
9 жыл бұрын
Tiako daholo ny hiran'i Rija Ramanantoanina ,, tena marina ny teninao any @chorale no ivakiany feo voalohany ary anisan'izany ny tenako , fa kosa tsy mihira ho an'olona aho fa mihira ho any teneko ny piaram belona amiko fa hoy aho hoe enga anie hitohy foana ny fihiranao
@noahfitsaharana4345
5 жыл бұрын
nandeha aho dia niverina indray::::tena kanto zoky rija a
@rakoarimananadel988
9 жыл бұрын
isany son tsara indrindra nataoko tato aminy coulissse on tv nandritra izay 5taona nisiany coulisse opn tv zay.misaotra rija fa perfectionniste be u
@jeanstephanerazafindrabe7863
7 жыл бұрын
mankasitraka zoky rija a!tiako lotra ny kantonao
@laloulalou187
9 жыл бұрын
Tena ny fahatanorako iray manontolo mitsy lesy Rija an! "Raha tsy ho ahy" ,lety eh! tsara lotra e,mandona be !
@romyi2
9 жыл бұрын
Misaotra Rija fa manja loatra mihintsy a ! Ankafiziko e !
@ratotah
9 жыл бұрын
Classe ianao ry akama a!mankasitrak'e....
@nirybussy2272
9 жыл бұрын
Rija tena anisany ankafiziko ho tahin'ny Tompo ianao mafinaritra koa ny mpanentana fa hita hoe zavatra voahomana
@felanarivorazafinirina6134
9 жыл бұрын
Mankasitraka e!! mankafy anao tanteraka zahay
@ericminahramananjato2654
6 жыл бұрын
Hay ve ka nisy 15mn zan henjana be; raha dinihina ilay tononkira an! Potsatroka e!
Пікірлер: 17