Tena miaiky fahendreny ity Lehilahy ity ranga zah❤ mirary soa anao fona Tompoko o ♥️ LAZA🎉
@dorotheerichard7632
Жыл бұрын
Rah mba manana toetsaina tahaka izany daholo ireto mpanao pôlitika tsika ireto? ..,mihaja na fomba fiteny na fomba fihetsika.... Mahatoky anareo amin fifidianana Zay hidiranareo am manaraka
@HariRandrianarisoa
Жыл бұрын
Tena marina ny voalazanao. Mbola mila ezaka be @ toe-tsaina, sns.
@malalalydiaramanamisata706
Жыл бұрын
Zany ka olom_banona ary tena vonona hanova an'i Madagascar , tohizo tompoko fa ho avy ny ftôna rh sitrapon'i ANDRIAMANITRA no hipetrahanao eo . Tonga d azoko antsaina oe inona no antony nampihemotra 🤔🤔 Maloto lôtra le fomba fanaovana politika ao Madagascar, ny tena mampalaelo d rh misy oul tena mahalina ny malagasy d atao ze ts hilatsahaniny oul iny f matahotra mantsy
@doseup489
Жыл бұрын
Ny olon'andraikitra tsy miditra amin'ny baolina an-tanimbary toa an'io fifidianana 2023 io e
@anniearinoromarcelline6798
Жыл бұрын
Mankasitraka anao Laza Razafiarson, manohana fôna izahay ee
@narindraRalaihova
Жыл бұрын
Mazava! misaotra tompoko
@lahatrarazafindramisa3861
Жыл бұрын
Abrahama Razafy ah! Ilaina ihany ny fahalalana ny atao hoe test statistiques - sondages - prévisions ... fa tsy hoe mitsapatsapa
@jeanlouisrakotoarinala8556
Жыл бұрын
Ra ny hevitro manokana dia olona marina sy mahintsy tahakan'i laza ireny no tena halainy firenena malagasy
@harsoa2326
6 ай бұрын
Diso ianao fa harao tsara ,averimbereno mihintsy ilay famakafakana. Dinio ny toetoe-javatra hiainanao indrindra ilay hoe rehefa tonga ny fotoana. Fotoana faharesen'ny olom-pirenena Malagasy rehetra !!!??? RAOVIANA ARY.
@Manitranirina
Жыл бұрын
Manana 5 taona indray ianareo hiomanana dia mba ataovy tena matotra tsara Ny anarana RCR koa mba ajanony fa ianareo irery angamba no antoko mampiasa anarana frantsay fa tsy gasy.
@gokhlayehenki3418
Жыл бұрын
Izany hoe i Abrahama izany dia ilay resaka vola ihany no tao an-dohany. Tsy misy fanontaniana hafa hapetraka momba ny rafitra mihintsy ve?
@ralaivaodieudonnejacques8721
Жыл бұрын
Eny ... Ny tokantrano no Masina indrindra
@FR-no2os
Жыл бұрын
Ovao ny rafitra fa efa tsy izy intsony hatr'izay ka hatr'izao. Fa izao kosa, rahefa tsy hajaina io rafitra io dia tsisy vokany akory fa hoatr'i teo ihany. Mety tokoa ilay hevitra mitety faritra, atoroy azy ny lalana mendrika hialana amin'ny fahantrana, ny tany tsika anefa feno harena, de atovy amin'ny tena izy ny fanabeazana ny vahoaka sy ireo tanora, de atoroy azy tsara ny mety mba hialana amin'ny habadoana sy ny fomba ratsy rehetra. Tohizo ny ezaka ry RCR fa tsy maintsy ho tonga any amin'ny tanjona ianareo.
@fidroelgasilahy7862
Жыл бұрын
TENA MENDRIKA
@MahefasoaRATOLOJANAHARY
Жыл бұрын
ny hevitra moa tera-bary; resakin'ny tsy tapakevitra ny an'ny RCR; raisiko eo amin'ilay hoe trano rava sy trano vao ho aorina lay resaka; efa hita fa trano efa rava io, misy tompony , ahoana no ahafahanao manorina trano eo amin'io toeran'ny trano rava io raha tsy ianao mihitsy no lasa tompon'ny trano na mandrava ilay trano tsy tianao??? Mila tolona tompoko ny fanovana fitondrana (rafitra), tsy misy zavatra tonga ho azy zany fa mila sahy, rehefa tsy anapakevitra ianao dia ny hafa no mandray fanapahakevitra amin'ny fiainanao; za tsy nadoa vola (satria tsy manana sady tsy resy lahatra tsara), fa ny fahitako azy, vandy io vola io; mijanona ho SONDAGE fotsiny ihany satria tsy mahatoky tena ny RCR sady tsy manambola tahaka ahy......... fikambanana tsy misy mpanao sy mpahay politika ve ahavita hitondra firenena?????
@zafinjanadambo
Жыл бұрын
Specialite n i laza famakafakana..
@mamitianadezyfrederic966
Жыл бұрын
Misaotra anareo RCR 💙 MILA TOHIZANA NY TOLONA MBOLA TSY TRATRA NY TANJONA MAHEREZA 👍🏼🇲🇬
@frankmalala6623
Жыл бұрын
Mampalahelo ny firenena satria ny olon-kendry toy zao tsy ho fidin'ny vahoaka hitondra
@perledimbiharivolaandrianj8392
Жыл бұрын
BE FILM TSYYY!Asain'ny Frantsay manao film dia manaiky.ZAO AN!Rehefa manana TS sy recepissé dia mandray droit CAF!APL,RSA,prime d'activité.Tsy mila ampihesonna ny malgasy .Ny malagasy na ny mpitondra ary mbola hory hava-manana.
@natanarandriamanakasy7406
Жыл бұрын
Abrahama panao gazety ..ndray fanotanina tsy dia mahapo loatra ...tsy aiko oe Zahra loatra mampanatena poakaty ve dia efa mande oazy lay fanontanina ...pour Fitondrana trop lay panao gazety ....
@zafinjanadambo
Жыл бұрын
Mafy i laza raha hamakafaka politika..
@faniryjulesrabibisoa1379
Жыл бұрын
Zah anisan'ireo malahelo ihany hoe tsy anisan'ireo kandida ny antoko RCR nefa za koa mahita hoe marina be mihintsy ny analyse nataony. Fahendrena ny namerina ny volan'olona . Fa zah koa nefa mahita hoe raha iandry ny maro anisa ho tonga saina , tsy ho tafavoka eo mints tsika raha tsy afaka 200 taona any
@francoiserazafiarisoa2660
Жыл бұрын
Amarena izany , raiso ny andraikitra , mirotsaha , mifanampia fa aza mifanenjika fotsiny e.
@ctmdrivetest789
Жыл бұрын
Miteny @ radio sy télé ihany no hainlereto fa ny pratika zero
Пікірлер: 26