Mahafaly ahy ny mizara aminareo an'ity vidéo ity.
Misy groupe izay nanao plateforme ana discipleship (na fanaovana mpianatra). Anisan'ny nampianatra tamin'io aho ka Fianam-bavaka no lohahevitra voalohany nasaina nentiko.
Mahafaly ahy ny mizara aminareo na'ity ampahany voalohany ity. Raha sitrapon'Andriamanitra dia ho alefa manaraka eto koa ny ampahany faharoa. Mino aho sady mivavaka ho tonga fitahiana ho anao amin'ny alalan'ity fizarana ity.
Afaka arahinao ao amin'ny pejiko facebook ihany koa aho raha liana zana-panahy ianao:
/ worshipassion
Tahian'Andriamanitra tompoko.
Priscilla R.
Негізгі бет Музыка Fiainam-bavaka - Part 1 (Fizarana ho an'ny GOSIC Girl)
Пікірлер: 6