Aza trotraka e. Soa fa manana aina. Tanora foana ny fo. Mbola afaka mitosy. Mifankato hatrany. Asa izay ho lasa aloha. Tsy mifankafoy hatrany ny mpifankatia nampiraisin' ny Avo. :-)
@tianaramamonjisoa8307
5 жыл бұрын
Tonon kira mavesatra tsara...fa raha ianao no lasana,matesa faingana aho...fa izaho tsy mahafoy anao...tsy tantiko ny ho irery....banga ny toeranao.....tanteraka izany ankehitriny.....misaotra Dadah
@elgiraudramarosaiky6251
5 ай бұрын
Hay ve misy anzany hira izany e. Mankasitraka Mahaleo aa🎉
@annievaly8953
2 жыл бұрын
Bonjour ny Malagasy rehetra ,tena tsy tantiko miheno anity ka , henjana ieh , France
@bakolymonique
5 жыл бұрын
Miarak’ory amin’ny fianakavian’izy roalahy sy n’y tarika Mahaleo, ary ho antsika mpankafy rehetra.R.I.P
@galeolaveromanitra4828
5 жыл бұрын
oui !
@anaisrasamison4318
Жыл бұрын
Oh Dada sy Neny, mandria ampiadanana, tsy ho adino fa ampo hatrany
@emidyn
8 жыл бұрын
Tiako be ! Atolotro ny fahanterako , hihihihi !!!!! Misaotra an'i Dadah sy Fafah , manja loatra e !
@nirinaramangasalama3265
3 жыл бұрын
Anaty saina ihany n'y fahanterana e! :-)
@nirinaramangasalama3265
3 жыл бұрын
Fa n'y fo tanora. Mbola mitosy s'y mifankato. Efa lehibe n'y ankizy. Tojo n'y farany fa Tsy mifankafoy s'y mifankahery. Apetraka amin'ny Avo n'y ho avy.🎤😄
@guyraveloson7953
5 жыл бұрын
Misaotra Dadah a... Mandria ampiadànana ry izy roa lahy. Mankahery ny fianakaviana sy ny mpankafia rehetra.
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
6 ай бұрын
Inao no taolana tehezana ❤❤❤
@jeanmariealbertorakotoniai7450
Жыл бұрын
Mandalo ny fiainana fa mba tsinjovy ihany ireo vahoaka Malagasy izay mijaly
@doseup489
5 жыл бұрын
Dadah & Fafah forever
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
6 ай бұрын
Hiaraka antitra aminao e fa le ao ambony no manapaka
Пікірлер: 29