Tsy fahita firy nefa tena izy indrindra mampatsiahy ny taloha Misaotra e!
@rasolofosonezekiela7483
4 жыл бұрын
mankasitraka anao MAFYBE61 nizara zao kanto tsy tontan'ny ela zao ah
@MyDanDan86
5 жыл бұрын
mitaraina ny tany.. mandria am-piadanana Fafà
@rakotonoelyjeanherveymaros3744
7 жыл бұрын
Mise en ligne le 11 janv. 2011 Catégorie Musique Licence Licence KZitem standard Dia mbola izany foana hono ve ny Fiainanay " efa ela io hira io eh!" Misaotra ny MAHALEO.
@hosearazaka2175
3 күн бұрын
Misaotra ry zalahy a,tsy misy mahasolo anareo
@arivetso
10 жыл бұрын
Mankasitraka ho an'ilay nizara e, tena hankafiziko miitsy io tononkira io
@rasolomampionona
10 жыл бұрын
Ahatsiarovana ny fitendrena gitara teny ambody rindrina teny Ampefiloha !
@thiers526
9 жыл бұрын
tsisy olona intsony ao è!isika rehetra mpitendry efa aty am-pita diabolo...
@impossiblea2180
8 жыл бұрын
+Thiers vous pouvez jouer quelques chose pour nous...!!un tout petit :-D svp!!
@gasykely3183
11 жыл бұрын
Merci ra MAFYBE61 an!!! mba alefaso le rakalakely raha misy fa t@ io concert io le izy no henoko farany an! saingy mbola lavitra ilay bandy kely tiany ♪
@974herilala
13 жыл бұрын
Misaotra MAFYBE61 a! milay le fampizarana e!
@arinjarabodo9717
4 жыл бұрын
Mitanisanisa latsadranomaso hampiakatra avo ny kanto-vakoka Mahaleo
Пікірлер: 14