Misaotra An'andriamitra fa mbola nanome tombonandro ahafahana midera &mankalaza ny anarany 🙏isaorana koa ianareo nanome hira soa , tohizo lahy fa soa😍😘
@christianrakoto6260
4 жыл бұрын
tsy mety leo an'ity hira iray ity za fa tsy haiko. misaotsa anao, misaotse anaooooo!
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra. Misaotra Anao Baba. 🙏😄
@nyh.gabriel
3 жыл бұрын
Misaotse, misaotsanao Baba!! mankasitraka anareo!! tsara be ilay hira!!
@Myrianah
2 күн бұрын
Tena tsara ty hira ty
@ririxandriamanana901
4 жыл бұрын
Misaotra an'Andriananahary rolahy nanome talenta olo namorona ty antsa ty Misaotry CSVP zaho! miandry ty manaraky koa rolahy e!
@randrianalisoajoacin220
3 жыл бұрын
Tena tsara eee Mijery isaky mihetsik1 Misaotra anareo Chorale Saint Vincent de Paul Tulear
@santosspaveros4743
6 ай бұрын
Misaotse, misaotsanao Baba!!
@mamanyjuruchya504
4 жыл бұрын
Mankasitra areo fa tsar ai 😍 jtm cathédrale 😍👏👏👏
@suzanneolgaravaonoro1033
3 жыл бұрын
Mankasitraka e.
@paularfinratobazafy5124
Жыл бұрын
Amen
@honorineclaudeon1841
2 жыл бұрын
C'est relaxant j'adore merci beaucoup 🙏
@tantelytsinjo1178
2 ай бұрын
Tsara be.🎉
@mathildecaron5696
3 жыл бұрын
Misaotra Ray fa navotanao !
@Myrianah
2 күн бұрын
Merci 4:12 4:18
@xabin5268
4 жыл бұрын
tsara e, dera ho an'Andriamanitra!!!
@emilsonrakotondranivo2814
4 жыл бұрын
Mankasitraka e!..
@zazamalagasy5843
3 жыл бұрын
manatalenta aminy feo ary manaiky aho fa izy no tompony ra mbola eto Madagascar de ry zareo avy any atsimo Toliary sy ny sisa!!! misaotra ny tompo ary misaotra anareo ko fa tsara de tsara le ira no sady mampientampo
@oliviaops7210
3 жыл бұрын
❤❤❤
@zazamalagasy5843
3 жыл бұрын
@@oliviaops7210 ❣❣
@sylvoalias
2 жыл бұрын
Ka ty olo bakantimo any zao tia fiopioky , tea antsa.... ???? chanpion de Mada amin'ny fioky ::: !"Matoa gn'olo mifiopioky ie...te hiantsa zay
Пікірлер: 29