Hafa ihany ny miara Dia am' Ilay Nahary Merci beaucoup tsara ❤
@lalaochababy1759
2 жыл бұрын
Tsy navelanao Aho ho kamboty. Meva gne olona managn an' i Jesosy. Amen!
@mirayolga7464
2 жыл бұрын
Merci zoky Daricha, deraina Jesosy😍😍😍😍
@johnbunyanisrael5866
4 жыл бұрын
da ts mahetsaky anaha gne miteno an'ity hira ity AMEN to GOD be the glory and the power
@raharivaojeanneelisabelle502
3 жыл бұрын
Mankasitrak indrindra tsara be tahin Tompo nareo ❤️❤️❤️❤️❤️
@floretteminosoa2297
3 жыл бұрын
Wao . Tsara be . Bravo
@sidoniejuster9119
4 жыл бұрын
Mankasitraky indrindra anareo. Analahy @ ndRay sy Anakavy @ ndReny fa da tsara lotry hafatra ankiranareo.❤❤❤
@natacharamanankavana4746
4 жыл бұрын
Meva da tokotry e managny an i Jesosy ,misaotry manome aimpanahy
@finoanafanantenanafitiavan4244
2 жыл бұрын
MANKASITRAKA fa tena kanto loatra e Tsara ny Tompo eee💓💕🙏🙏🙏🤲🤲🤲🤲🤲
@michavhabg7509
4 жыл бұрын
Makasitraky rô fa tena tsara lôtry ❤❤❤
@nantenainaernestinerahasoa
3 жыл бұрын
Misaotry anareo aby sarô ragnandria fa da sara gne hira,da mazotoa aby amigne asan'i Tompo.
@rapasyflute4669
2 жыл бұрын
Mankasitraky ro Da meva gne ol la managna an' i Jesosy Misaotra ragnandria
@tokymanajaramanantsoa2546
2 жыл бұрын
Meva ny olona manan an'i Jesosy, mankasitraka mizara
@pascalrandriamampianina1660
4 жыл бұрын
Tsara eeeeee, mankasitraka anareo
@nambinintsoaerickaandriats2863
2 жыл бұрын
meva ny manana an'i Jesosy Jesosy irery ihany
@tianaza477
4 жыл бұрын
Tsara 👍👍
@samueljerome7927
3 жыл бұрын
Mankasitraka ee tena meva n'y miaraka ami jesosy sy ny managnazy. Tahiny jesosy amin’ny asa fitoriana n'y tompo. Amen 👍
@mibebahafahoavyjesosy
4 жыл бұрын
Amen
@rakgatavao5511
4 жыл бұрын
tsara lôtry rô f'da misaotry betsaky e
@hunotel
4 жыл бұрын
E RO HANGATAO MBA ANGATSAKATSAKY E FIAINANA * MISAOTRA RO - AGNY EVAO I MANAKARA ZAY
@racheljozia868
Жыл бұрын
Da meva tokôtry e mana an'i Jesosy ame fiaignany :" da to io rô" Ka hialanao iahay rô Jesosy fa gne miaraky aminao gne mampahery anay, Amen ! Misaotry anareo f'da magnetam-po e hiranao ❤️❤️❤️❤️ 🙏🏼🙏🏼 An'Andriamanitry raiky e voninahitry mandrakizay Amen !
Пікірлер: 21