Fitarainana tamin'Andriamanitra, satria mafy ny fanenjehana, sady nosimbana ny tempoly :
- Andriamanitra ô, nahoana no nanary anay mandrakizay Ianao,sady manetroka amin'ny ondry fiandrinao ny fahatezeranao?
- Tsarovy ny fiangonanao izay efa azonao fahiny,ilay navotanao ho firenena lovanao, dia ny tendrombohitra Ziona izay nonenanao.
- Aingao ny tongotrao, ka miakara ho amin'ny voarava mandrakizay;ny zavatra rehetra tao amin'ny fitoerana masina dia simban'ny fahavalo avokoa.
- Nierona tao anatin'ny fiangonanao ny mpandrafy anao;nanangana ny sainany ho famantarana izy.
- Ny fijery azy dia tahaka ny olona manaingafamaky hijinja ny ala mikitroka;
- Ary amin'izao ny rafitra misoratra rehetra aodia asiany ny famaky sy ny kanonta.
- Efa nandoro ny fitoeranao masina tamin'ny afo izy;nolotoiny sy nazerany tamin'ny tany ny fonenan'ny anaranao.
- Hoy izy tam-pony: Aoka hampahorintsika avokoa izy.Efa nandoro ny tranon'Andriamanitraeran'ny tany rehetra izy.
- Tsy hitanay ny famantaranay - tsy misy mpaminany intsony -Ary tsy misy aminay mahalala izay mbola haharetan'izao.
- Mandra-pahoviana, Andriamanitra ô,no hanaratsian'ny mpandrafy?Hanamavo ny anaranao mandrakizay va ny fahavalo?
- Nahoana no mampihemotra ny tananao,dia ny tananao ankavanana, Ianao?Mampiala azy amin'ny tratranao, ka mandringana.
AUDIO : MANA ISANANDRO vokarin'ny Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara ( LLB )
A). MES 4 PAGES FACEBOOK :
1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:
/ mesversetsbibliquespre...
2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :
/ mesespacesevangeliquesdr
3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :
/ mesvideosevangeliquesdr
4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :
/ tsaranytompoisanandro
B). MON SITE EVANGELIQUE :
caldenmadagasc...
C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX :
1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR
4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
5. TWITTER : / docrivolala
6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina
8. PEARLTREES : www.pearltrees....
9. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagasca...
JESUS VOUS AIME.
QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT
Негізгі бет Nahoana Tompo o ? Nahafoy anay ve hianao ? (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 74 : 1 - 11 )
Пікірлер: 15