Ny 14 jolay 1883 no nandraisan’ny fanjakana raha niamboho ny 13 jolay 1883 Ranavalona faharoa
Nambaran’ny taminy kabarin’ny voalohany nataon’ny fa izy no nifidin-dRanavalona faharoa handimby azy ,
Ny fanamafisana ny fanendrena an-dRainilaiarivony sy ireo namany rehetra ao amin’ny fitondram-panjakana izay voatendry ny 1881 no fanapahan-kevitra noraisiny voalohany
Nohamafisiny ihany koa fa tsy ho ekeny ny hahazoan’ny Frantsay an’ity tany ity ary tahaka an-dRanavalona faharoa dia mametraka ny fanjakany eo ambany fiarovan’Andriamanitra izy
Негізгі бет NISEHOANY RANAVALONA FAHATELO NY AMBANILANITRA TAO ANDOHALO SY TENY MAHAMASINA
Пікірлер