Miarahamba anao ramose makasitra arambaina enao tratry fety ray welavelona enao sy taranakao tahin jeso mandrakariva 🙏🇲🇬
@bijouraza4254
3 ай бұрын
zay koto lay oe sobriete heureuse an !!!!
@fleurettekobel2490
3 ай бұрын
Miarahaba anao Meur. Koto ! Mankasitraka ny Thema izay hoetinao eto ! Mahafinaritra sy interessant ny tantara ! Ny fijeriko dia ny olombelona tsirairay manerantany dia sany @ anjara fanandrify azy avokoa .Tsara ny manoro @ zanaka model @ lalana tsara , fa tsy ho voatery hitovy avokoa ny lahatra halehan'ny tsirairay ! Fa ny zava- dehibe @ trakefa izay nitaizanao ny zanakao kosa dia tsara , fa saingy tsy ny Ray amandreny rehetra no manana fahafahana sy motivée hitovy ny @ nataonao tompoko ! Tsy mora ny mitaiza , ary samy manana toetra ny olombelona tsirairay! Mety manaraka ny torohevitra tsara mitovy @ model izay trakefa anananao , mety rehefa afaka @ fotoana maha- mety azy ny chance -hiainan'ireo zaza ireo ! Mino fa mbola ho tonga koa ilay fotoana hasambatra ny zanakao , satria mbola sahirana manohy fianarana aloha : dia rehefa avy eo tonga ilay fotoana maha- sambatra ! Sarotra ny hiteny ny tantaran- tsika olombelona ! Fa mino aho tsy maintsy ho sambatra izay miezaka toy ny zanakao , ary tsy maintsy tonga ny valin- kasasarana hatr@ izay ! Koa hoan'izay tsy nanao ezaka @ fiainana kosa , dia tsy tokony ho kivy arakin'ny teninao ry Meur. Koto , fa mila miezaka hatrany na inona ny anjara fanandrify ! Bonne chance daholo atsika jiaby !
Пікірлер: 3