Kanto, miteny tanteraka ny tononkira, mankasitraka BODO sy Felaniary
@holiarisoarakoto7427
2 жыл бұрын
Misaotra betsaka mandrotsirotsy ery ❤️❤️❤️❤️
@marieangeraoelison938
2 жыл бұрын
Tsara ny hira e! Misaotra ny mpamorina Felaniary sy ny mpikanto e!
@jacqueslive7190
8 жыл бұрын
Tena Tiako be mihintsy il hira io ,on se lasse pas de l'écouter!
@user-kq7ez5rd5u
2 ай бұрын
Bjr Mankasitraka ny mpamorona sy ny mpihira fa tena tsara, fa miamgavy tompoko raha mety mba ho ataovy telechrgeabla fa tena ilaina rehefa manamasina fanamadiana. Misaotra tompoko
@nirinahenintsoa4854
7 жыл бұрын
Tsara be! Mahafinaritra, tsy mankaleo mitsy ny mihaino azy! Merci bodo & Felaniary 💖
@ckimfanahramiaranarivo2049
5 жыл бұрын
Poutsii Mimi miley enao
@sahondrarey-vignau2071
Жыл бұрын
Kanto Dia kanto❤
@DoSam-jp8is
Ай бұрын
Tiako ianao chéri ❤
@mampioninajoelrasoanjanaha3542
2 жыл бұрын
Satriko ho ren'izao tontolo raha ny fitiavako anao
@ghgj1470
2 жыл бұрын
Tiako loatra ❤️❤️❤️❤️
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
Ankinina amin-dRay 🙏😄❤️
@rasoanindrinasahondra3581
3 ай бұрын
Misaotra ê !!!!
@andriambolamanananomena114
8 жыл бұрын
Tena mahatsiaro ny mariage nay sy ny ankizy mits a d mba nrecherche an ty hira ty tato @ youtube. Sad surprise be t@ nay lé GUEST. Merci beaucoup à BODO & FELANIARY. Tojo & Olivia 25 Septembre 2010 (ORION HOTEL Ankadindratombo). Mankasitraka e!
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
TIAKO 😃💓
@karimosolo3467
2 жыл бұрын
Ny fitiavako anao (L)Nahoana moa isika roa no dia voatery hiteny hoe tiako ianao Nefa mifankafantatra ao ampo Nahoana koa no rehefa tonga ny fotoana toy izao vô Holazaiko ny fitiavako anao (V)Tsy ho voalazako anteny foana raha ny fitiavako anao Tsy ho ampy izao fankalazana izao Manomboka izao raha sitrakao izaho ho anao mandrakizay Ny momba antsika ankinina @dray (L)Satriko ho ren’izao tontolo izao raha ny fitiavako anao Saingy efa ampy ahy hoahy irery ny bitsiky ny masoanao mijery Ref : Nahoana moa isika roa no de voatery hiteny hoe tiako ianao Nefa mifankafantatra ao ampo Saingy androany hafa ihany tiako ho ren’izao rehetra izao Ny mari-pitiavako anao (V)Nahoana moa no dia voatery hifanolotra ny peratra Fa efa ela no nivady tao ampo Saingy androany hafa ihany tiako ho ren’izao tontolo izao Ny mari-pîtiavako anao Satriko ho ren’izao tontolo izao raha ny fitiavako anao Saingy efa ampy ahy ho ahy irery ny bitsiky ny masonao mijery Ref : (…) Saingy androanay hafa ihany tiako ho ren’izao rehetra izao Ny mari-pitiavako anao Bodo sy Felaniary
@ratsimbazafyfelaniaina5660
8 жыл бұрын
mampatsiahy ahy ilay andro iray toa zato!!!!I like!!!
@sylvoalias
9 жыл бұрын
L)Nahoana moa isika roa no dia voatery hiteny hoe tiako ianao Nefa mifankafantatra ao ampo Nahoana koa no rehefa tonga ny fotoana toy izao vô Holazaiko ny fitiavako anao (V)Tsy ho voalazako anteny fohy raha ny fitiavako anao Tsy ho ampy izao fankalazana izao Manomboka izao raha sitrakao izaho ho anao mandrakizay Ny momba antsika ankinina @n-dRray (L)Satriko ho ren’izao tontolo izao raha ny fitiavako anao Saingy efa ampy ahy hoahy irery ny bitsiky ny masoanao mijery Ref : Nahoana moa isika roa no de voatery hiteny hoe tiako ianao Nefa mifankafantatra ao am-po Saingy androany hafa ihany tiako ho ren’izao rehetr' izao Ny mari-pitiavako anao xxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxxx (V)Nahoana moa no dia voatery hifanolotra ny peratra F' efa ela no nivady tao ampo Saingy androany hafa ihany tiako ho ren’izao tontolo izao Ny mari-pîtiavako anao Satriko ho ren’izao tontolo izao raha ny fitiavako anao Saingy efa ampy ahy ho ahy irery ny bitsiky ny masonao mijery Ref : (…).... Saingy androanay hafa ihany tiako ho ren’izao rehetra izao Ny mari-pitiavako anao
je ne comprends rien de ce qu'ils disent mais j'aime tout simplement
@Blackstars34
8 жыл бұрын
Ils disent "pourquoi se dire "je t'aime", pourquoi se marier alors qu'on sait qu'on s'aime déjà ? Tu sais ce qu'il y a dans mon cœur, et moi je sais ce qu'il y a dans le tien.... Alors oui Marions-nous aujourd'hui, pourquoi pas... :) J'aimerais que tout le monde sache qu'on s'aime" Voilà ^^
@nandrainamichael710
7 жыл бұрын
Maurice Richard on peut t'expliquer si vous voulez !
@hanitraandriamparany9084
6 жыл бұрын
bien dit
@zerfernandes
3 жыл бұрын
Que voz maravilhosa dessa cantora
@yoannchopin520
2 жыл бұрын
Obrigado
@eugeneratefiarinosy3453
7 жыл бұрын
tena tiako ê tsy mahamonamonaina mihintsy. Bravo
@rtina5806
5 жыл бұрын
Bodo tjr la meilleure
@zoevalmorin8309
7 жыл бұрын
MISAOTRA BETSAKA an'i Rojosoa ny @ karaoké; somary lava kokoa ilay izy % @ original. Misy mahay mampisaraka ny hira @ mozika ve (avy @ original ny tiako lazaina)? Ilaiko maika raha misy afaka manampy. MISAOTRA MIALOHA.
@dinaramiaramanana3692
3 жыл бұрын
Mavesatra be
@fandjjackson5747
9 жыл бұрын
tena tsara be ! merci felaniary
@rabetafikasaholy5757
7 жыл бұрын
Ndrii!!! 💑💑🎇🎀
@RAKRYS
14 жыл бұрын
Saint Valentin faona ny andro amin'io hira io - Bravo
@yvesratsimbazafy5161
3 жыл бұрын
même moi en ayant un père malgache je comprend rien
@tsitorandriamorasata9659
10 жыл бұрын
misaotra e!!! tsara le kalonareo
@bleuedAzur
12 жыл бұрын
J'adoooooore, je le dédie a mon chéri.
@fandjjackson5747
9 жыл бұрын
Merci koa amle 2eme voix danz be zoky felaniary a mankasitraka mintsy e !! hira tsy ho lefy mandrakizay ny otran'itony e
@madafranciamode9178
3 жыл бұрын
Mitov tsika.tena mavariana ahy mints mieno azy
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
💓
@sariakarado7309
8 жыл бұрын
Nahoana moa marina....
@nirinaramangasalama3265
2 жыл бұрын
❤️
@ainasissi
14 жыл бұрын
tsara e!,fa aiza koa ny tononkira
@maurillerakoto2250
6 жыл бұрын
TONGA LAFATRA. MISAOTRA
@mamiebako7543
6 жыл бұрын
ol mankasitraka ranteraka ny hira
@tatamoolgarandriapenofarah5186
7 жыл бұрын
nahoana tokoa moa.
@miarynampoinarasoanaivo6647
5 жыл бұрын
2018 , mbola hafa iany ty hira ty ,
@mahita58
13 жыл бұрын
Superbe!!!! merci
@johary13
10 жыл бұрын
Me not, just like the song and many others that she sings ... Sometimes, people mix this song to another one which is as good as this one I think (title: efa fantatrao angamba), and it's really wonderful
@herisoarajaonarivelo3843
11 жыл бұрын
It's very good !
@antsanyainatafitasoaranaiv9637
11 жыл бұрын
tsara loatra e!
@LOUVETPierre
11 жыл бұрын
tsara be io hira io,
@tianarakoto697
8 жыл бұрын
ten tsar b le iz an, mankasitraka
@yolanderamilison4799
6 жыл бұрын
👍
@nathymyah3615
6 жыл бұрын
Kanto ery zan izy
@Harimisa1
12 жыл бұрын
i wiil always love you!!
@ankadikely
12 жыл бұрын
tiako lotra e
@hanitraandriamparany9084
11 жыл бұрын
Mampirediredy ny olona mifankatia mihitsy ty hira ty
@hrajosefa
11 жыл бұрын
Dediee a julietr13 je suppose.....
@anickrabe8325
9 жыл бұрын
aoka fotsiny eh
@maurillerakoto2250
7 жыл бұрын
Bodo no mpanjakavavin'ny hira
@mahefarisonandrianaivo5601
4 жыл бұрын
Eo a tana ouais! Fa ra ampela gasy mahay mihira bdb eto Madagascar 😉😉💪💪
Пікірлер: 70