Ao anatin'izany kalo izany indray no anovozana fahendrena sy ny ny fandalinana Malagasy rehefa tojo zava-tsarotra eo amin 'ny fiainana...............
@gisellethibault8352
Жыл бұрын
ny lanitra akory tsy mba miangatra, tandrifin- drahona angamba ianao ... matokia , Mahereza 👍🙏💕🇲🇬👍
@lilianerajaona5894
4 жыл бұрын
misaotra eh!!! manome hery sy fanantenana lehibe ny tononkira👍👍
@zonyhavana4752
7 жыл бұрын
Tena nostalgique be amiko ty hira ty
@maximinrazafimahatratra4689
8 жыл бұрын
Tsy mba miangatra ny lanitra... ary tia ny rehetra eny fa na ny maditra aza.!
@manjanosy3342
7 жыл бұрын
Tsarovy Zanahary izay nahary! Matokia ka mahereza raha havako izany! Mbola hifaly indray andro any Ry Malagasy!
@clarisserajaonarisoa2989
5 жыл бұрын
Ny lanitra tsy mba miangatra Misy tokoa ny tandrifindrahona eto an tany Tsarovy fa mbola hifaly indray andro any
@sharyestflavie5986
4 жыл бұрын
😢😢😢😢😢😢😢
@tinahsoarilala6189
3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko. Tena tsara mihintsy ny maha malagasy zany.
@tjnomenja
9 жыл бұрын
Tsara fona e!
@aliceravoahangy8008
10 ай бұрын
Mankasitraka ❤
@boanarajao8005
6 жыл бұрын
Marin zany e..............................
@voninkazomanitra4190
9 жыл бұрын
Tsara be, misaotra an'izay nizara...tena ahatsiarovako ny fahazazako..
@marielaurencecorniquel9977
6 жыл бұрын
Tsarovy fa na misy aza fahorianao dia ho faly ndray Andro any
@sramanahadray
11 жыл бұрын
Kanto dia kanto.
@lilianerajaona5894
4 жыл бұрын
mankasitraka tonpoko🙏🙏🙏
@jeannetteralison545
Жыл бұрын
🤩🤩
@natha1438
8 жыл бұрын
tena marina ny le tonon kira misaotra betsaka
@alpha5896
9 жыл бұрын
MAHAFINARITRA E!
@elisearthemise9881
3 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara tompoko
@lilianerajaona5894
4 жыл бұрын
mankasitraka tompoko, manome hery🙏🙏🙏
@nalyramanoelina7444
5 жыл бұрын
Tena marina
@marcellinerakotovao7180
Жыл бұрын
Quelqu'un pourrait me renseigner sur l'année de sortie de cette chanson ? Merci d'avance à qui me donneront une réponse.
@NainaBlaise
10 жыл бұрын
Tsy dia haiko loatra raha ny Tarika Ravelo Jean Baptiste no mpiara-nihira tamin'i Rakotozanany Stanislas taloha ary dia nanjary Ravelo Jean Baptsiste taorian'izany. Na dia tsy mihira miaraka @ Noel aza izy ireto dia tena DERAINA TOKOA satria dia tena ahatsiarovana ny hira fahiny tokoa. Misy hira iray izay " MAMETRA-BELOMA MSAINA " izay tena ahatsiarovana ny fahazazana tokoa NEFA INDRISY FA TSY HITA MIHITSY IZY IO. Koa raha mba misy manana na afaka mbola hirain-dry zareo ireto dia tena IRINA TOKOA SY ISAORANA MIALOHA. Tao @ DAILYMOTION mantsy dia nisy hira hirain-dry zareo ireto ary dia nisys nanao COMMENTAIRE fa hoe ilay hira dia an'i RAKOTOZANANY STANISLAS fa izy ireto dia INTERPRETES FOTSINY. Tsara ihany ny mba hahaizana ny tena tantaran-dry zareo rehetra ireto fa raha noho ny adiady no nampisaraka azy ireto t@ i NOELY tsy tokony hisy fiantraikany amin'ny HIRA IZANY FA MANIMBA IREO IZAY MBA KELY ANANATSIKA
@liantsoanathanaelle
6 жыл бұрын
NainaBlaise rakotozanany stanislas tena tomponyary reo mpihavana iany sdy mpiraytanana iany ko misara dalana f ts miady akory
Пікірлер: 25