Zavatra nahasarotiny ny Malagasy,nefa ankehitriny misy ny vaky fasana, tokony ovainave ny fomba fanaovana fasana? tena ilay dignite mihintsy no tsy misy intsony. Na ny Firenena tena hoe: liberal ary mbola manaja ny dignite humaine. Ny antsika, hangalarina tsy fantatra hanaovana inona?
@hajarasamoelina3566
Жыл бұрын
Mamy rangahy ilay fomba Malagasy a❤️🇲🇬
@raymondrakotoarisoa143
3 жыл бұрын
Zay za vo naheno le oe avant d honeur. Kanto le fomba gasy
@mariachantale8760
4 жыл бұрын
Ankehitriny otran efa adinon tsika malagasy ni soa toavina nataon dadabe sy bebe taloha ko . Ni ntaolo . Nefa tena misy fiainana azo raisina be le fiainana ntaolo .
@irennnossy6714
4 жыл бұрын
Naky aty alavitra aho de tsa manadino ny vary be Menaka agny antanana, mbola hoavy ndrai andro any eee
Пікірлер: 5