Raha tena misy tokoa moa zany d tongava am zé hirin'ny fonareo hono hoy versets ao am baiboly😊😅misôtra nizara f d tena miamivôtra isan'andro ny talentanareo 🎉🎉🎉🎉🎉❤
@Sandie646
10 ай бұрын
Aiza ko hois zavatra otrizany 😂😂😂 angano angano arirarira 🤣🤣fampatorianjaza
@user-vt2rg9ul1u
10 ай бұрын
Merci beaucoup, tena afapo tanteraka
@rovasoa
10 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍👍👍🙋♀️🇲🇬
@dinarakotondrainipeno1311
9 ай бұрын
Mankasitraka ,fa tena tsara Ary tena hafa Kely ❤nitondra ahy nanonofy tokoa
@maminiainandrantorandriama3835
10 ай бұрын
Mankasitraka e🙏🙏 Afa kely sady tena niaina tsara lay tantara
@hantarajoelisolo3148
10 ай бұрын
Mahazo torimaso tsara ndray @ ity , ato daholo ny matihanina . Mankasitraka rangaha ah 😊
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
10 ай бұрын
Misaotra nizara ôooh ❤️ ❤️ ❤️ 👏👏👏
@anjaranaivo492
8 ай бұрын
Misaotra mankasitraka nizara tiko be le tantara ❤
@andritianaherilala508
10 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@AngelitaEdvige-ns3lf
20 күн бұрын
Mankasitrak tompoko merci nizara
@andreahjhennie2080
10 ай бұрын
Tantara marina ka tantara ; raha tena zava-misy izao re d mba aôna eh 🤔 ! Tena mahay ny mpanoratra & mpilalao ❤😍
@fanekenatomefy5877
10 ай бұрын
Fisaorana hatrany no atolotra anao gasy Rakoto
@rolandrakotondramanana6854
2 ай бұрын
MBA asio Faly 🙏🙏
@vivianeraminosoa2159
10 ай бұрын
Tantara izany ka tantara!! Misaotra nizara!!
@gislainebachasse6482
10 ай бұрын
Bernara! Hihihi bé geste loatra koa nioba h@ anarana Bernard
@jijieveldjee-wp7hi
10 ай бұрын
Misaotra be dia be ❤️❤️❤️❤️❤️
@marrymarry8826
10 ай бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@andreahjhennie2080
10 ай бұрын
Vao hihaino🎧🇲🇬🇱🇧
@rabakolalaohaingotiana3848
10 ай бұрын
Makasitraka nizara ❤
@marielesage1254
10 ай бұрын
Tegna afa kely indray ty tantara vaovao ty mahafinaritra sady tsara be ❤❤❤❤ka mankasitraka sy mankatelina anaro tompoko ❤❤❤❤miandry ♥️ ♥️ ♥️ ny tantara vaovao 😍 😍 😍 😍 😍 😍 😍 misaotra betsaka indrindra tompoko o o ❤❤❤❤❤❤😘👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻😘😘😘😘
Пікірлер: 34