Efa hainao ve?
Tsy izay rehetra mitranga amin'ny fiainana dia sitrapon'Andriamanitra.
Misy idiran'ny safidy ny zavatra mitranga fa tsy afaka lazaintsika hoe Andriamanitra foana. Misy koa idiran'ny fahavalo efa resy izay manao tsipaky ny miala aina dia manao izay ho afany amin'ny fiainan'ny olona izay tratrany.
Araho ao anatin'ny vidéo ny andinindininy
Hosokafan'Ny Fanahy Masina anie ny masonao
Tahian'Andriamanitra ianao!
P
Негізгі бет Музыка Sitrapon'Ny Tompo vs sitrapon'Ikoto?
Пікірлер: 15