Aza miroro ry Malagasy longoko Ampy zay mitsangana hoan’ny 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️
@JeannetteRalison
11 күн бұрын
Efa Nambarako hatry ny ela io : Esory faty any io rajoelina andry fa Hampidikizo Ny Firenena Malagasy Mba Mihainoa ihany Ny Teniko Ry Vahoaka Malagasy.
@joseefanjanirina7962
11 күн бұрын
Tsy haiko ianareo na hino ,na tsia Fa nampiheritreritra lalina no nilazan'ilay prophète iray ,fa efa 2014 no nanaovan'ireo tsy mataho_tody ireo ,sirona ,(rituel) io izy ny vahoaka Malagasy,ary efa nanomboka t@ io fotoana io hoizy,no misy hery hafa mangeja,sy mamantotra ireo vahoaka ireo.Ary niteny mihintsy hony ireo dévoly izay mamantotra ny vahoaka ireo,fa tsy hamela mora2 ,satria efa natolotra azy hony ireo vahoaka ireo .Ka asa re aona no fieritreretanareo izany sehon_javatra izany.
@antoinetterazafitseheno3674
12 күн бұрын
Mifohaza ry Malagasy , fa ho very ao daholo ! Zao ny Fatsoraliy no tompon-tanàna ,
@MrLavabe7
12 күн бұрын
Tena marina daholo izany rehetra izany , fa ny vahoaka no tokony hietsika sy hanao izay mety hanalana an'io Radomelina saribakolin'ny frantsay. Mifohaza daholo ry MALAGASY.
@marcelvelonandro964
11 күн бұрын
Loza fa entin'ny MPIVAROTRA TANINDRAZANA i Madagasikara.. Indrisy !
@harsoa2326
12 күн бұрын
Miarahaba tompoko 👋🏼. Marina be daholo ny filazanao . Efa fantatran'ny olom-pirenena Malagasy rehetra izany. Mitady vahaolana tsy mandatsadrà no karoana izao akoatran'ny fidinana andalambe🤷♀️
@antoinetterazafitseheno3674
12 күн бұрын
Miarahaba anao Mr Bernard !! Marina daholo izany teninao izany , nidiran-doza mihintsy ny Malagasy nahita an'ireto Mpanao lohamboto ireto
@coolman3322
12 күн бұрын
malheureusement c'est depuis 1991 io toetra io fa tsy lazainareo . ny avarapianarana mihitsiny no lohamboto eto . HCC en premier lieu sa tsy ampy fahaizana sa fitiavambola . fa manino no tsy lazaianao aza manao fitsarana mitanila ary io no mandreraka . coup d'état institutionnels combien de fois. sahia milaza ny marina
@Claraan820
11 күн бұрын
Ny tegna mapatahotra vahoaka hietsika ,matahotro fanjakana miara miady aminy basy ka vahoaka matahotro hofaty ary tsisy fitovam-piadiagna ka voatery mitazana fotsy
Пікірлер: 11