: "...Mama VOLAHAVANA Germaine na MAMA NENILAVA (1918-1998) dia Raimandraneny Fifohazana nasain'i JESOSY KRISTY, ZANAK' ANDRIAMANITRA, MPANJAKAN' NY MPANJAKA SY TOMPON' NY TOMPO, nanàngana ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA (1941) eo anivon' ny Fiombonamben' ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara (FFPM), mba hahatonga ny olona marobe HIBEBAKA sy HANDRAY ny FAMONJENA ao amin'i JESOSY KRISTY ary HANDOVA NY FANJAKAN' NY LANITRA. Izy dia mpitoriteny matanjaka, nanampy ny mahantra sy ny sahirana ary ny kamboty, Izy dia efa NAMPIAKARIN' ANDRIAMANITRA IM-PITO any amin' ny FANJAKAN' NY LANITRA, ary nampianarin'i Jesosy Kristy mivantana ny SORATRA MASINA sy TENIM-PIRENENA ROAMBINIFOLO (12). Efa nentin' i Jesosy Kristy nitory ny FILAZANTSARA manerana an'i MADAGASIKARA izy ary hatrany am-pitandranomasina (Etazonia, France, Norvezy, ...) ary efa nihaona tamin' ny MPANJAKA OLAV, MPANJAKAN' NY FANJAKAN' ANDRIANA tany NORVEZY. Izy dia NIRESAKA TAMIN' I JESOSY KRISTY MIVANTANA ary olona an'alina no nozarain' i Jesosy Kristy ny TENIN' ANDRIAMANITRA manokana, tamin' ny alàlany sy nentiny am-bavaka. Anisan' izany ireo mpanompon' Andriamanitra ho lasa Evanjelistra, Diakona, Loholona, Mpiandry, Katekista, Pastora sy Mpitandrina, Docteurs en Théologie, Eveka, Kardinaly Katolika, Mpitondra firenena ary ny sisa maro tsy voatanisa. Ary EFA NASEHON' I JESOSY KRISTY AZY MIALOHA NY TENIN' ANDRIAMANITRA SY NY ZAVA-DEHIBE REHETRA HITRANGA ETO MADAGASIKARA SY MANERANTANY, alohan' ny hiverenan'i JESOSY KRISTY TOMPO. Dia ho an' ANDRIAMANITRA irery ihany ny Voninahitra..." (Loharano: Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA, Docteur en Théologie, PhD, Filohan' ny Fiombonamben' ny Ampanjaka eto Madagasikara).
@EtienneRandriamanana
25 күн бұрын
Misaotra an ' jesosy sy misaotra any Maman koa nanaika ho fitaovana mahomby eo antananan ' i jesosy
@sambihevinyramana4357
7 жыл бұрын
tsara, voninahitra irery ihany anie an'Andriamanitra Amen
@fanoxp
4 жыл бұрын
C'est une mystique malgache.
@tsaramanana2216
4 жыл бұрын
Non, une malade mentale qui s'ignore mais aussi une criminelle qui contribue à l'aliénation spirituelle , culturelle et mentale de tout un peuple.
@patriciaharitina1914
11 ай бұрын
Tsara Jesosy 🥰
@ascfaascfa9309
2 жыл бұрын
Misaotra an'i Jesosy kristy velona
@nyhasinaadolphesuzel6701
5 ай бұрын
Vao naheno aho hoe misionera Norvezianina sy miara-miasa @ filoha Tsiranana dia mise en scène be sady tonga dia tsy crédible ilay tantara. Fitaovan'ry zareo mpanjanaka satria pôlitika fandemena ny malagasy ny fampidirana ny fivavahana nentim-bahiny
@ctmdrivetest789
Жыл бұрын
Masirasira, Jesosy hafahafa ty Jesosin Nenilava ty. Tsy atokisana.Tsy dia misy maha samy hafa azy @ fabiola
Enga anie mba tsy tratra aoriana ny fahatsapanao fa mila ny nisoloan'i Kristy toerana teo @ toeran'ny voaheloka teo @hazo fijaliana ny mpanota rehetra
@vivianeratovoson201
5 жыл бұрын
MISAOTRA indrindra fa zao vo TENA nahafatatra ny tatara ny NENY NY TENAKO
@elayvoneugene6775
7 жыл бұрын
misaotra
@andriatomposonmasinavalona6281
5 жыл бұрын
salamp91:14-16
@rapeteramananagracien4464
7 жыл бұрын
misotre!!!!!!!
@dejeanrafidimiharison3603
6 жыл бұрын
Misaotra
@norianoria924
5 жыл бұрын
Misaotra e !
@norianoria924
5 жыл бұрын
Misaotra jesosy
@norianoria924
5 жыл бұрын
Amen
@norianoria924
5 жыл бұрын
Deraina andriamanitra
@jeanpatrickleerandrianirin323
4 жыл бұрын
Resy lahatra aho e
@lalaeraste-uk6og
Жыл бұрын
Misaotra matériaux s'y mamelon n'y fanantenana ao anatiko, ahoana no ahazoako boky mirakitra n'y tantaran i Nenilava
@ElianeAndriamampihantona
Жыл бұрын
Misaotra Jesosy Amin 'ny nanomezanao n'y mpanomponao nanatanteraka y asa izaynanirahanao azy MBA hitaomanao anay Amen, 🙏🙏♥️
@sophieollivier164
Жыл бұрын
Isaorana zagnahary
@sahondrarakotondrabe2121
4 жыл бұрын
Tompo o, misaotra indrindra amen🙏
@floretteminosoa2297
3 жыл бұрын
Za zan te hoany
@nerenaalydiaharimino7843
5 жыл бұрын
De ho Anandriamanitra rery ihany laza syvoninahitra
@marieanita728
3 жыл бұрын
Deraina ny tompo 🙏💒
@ntsoavina
5 жыл бұрын
Ary tao tapaka tsy hatramin'ny farany??
@tsaramanana2216
4 жыл бұрын
Tsy misy kristianina azo atokisana. Na izy mitady vola, na izy marary saina.
@naidanaryramiandrison6595
3 жыл бұрын
Raha mety dia hoy Izy aoka mba hifampivavaka mandrakariva mba ho sitrana avokoa satria efa samy nanota avokoa ka tokony mba samy ho tonga @ fibebahana ny olombelona rehetra satria tsy tian'Andriamanitra hisy ho very na dia iray aza ; @ olona dia sarotra izany soa ihany fa hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra ; enga anie mba ho maro ny mpanota mba hanaiky ny nisoloan'i Kristy teo @ toeran'ny mpanota dia ny toeran'ny voaheloka teo @ hazo fijaliana.
@ElianeAndriamampihantona
Жыл бұрын
3:26
@ElianeAndriamampihantona
Жыл бұрын
Misaotra Jesosy fa nomenao n'y mpanomponao nirahanao hanao n'y asanao MBA hitaomanao anay zanakao!Amen, 🙏🙏
@andriamanantenasoatsilavin3397
5 жыл бұрын
voninahitra ho an'andriamanitra amin'ny zavatra rehetra
Пікірлер: 47