Misaotra sy makasitra indrindra ooo de mirary soa foana 😍😍😍😍
@jenyscah7346
2 жыл бұрын
Mankasitra nareo mpilalao tantara tena mafinaritry be❤❤😍
@mariejeannine6275
2 жыл бұрын
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🙏🙏🙏
@iharivoatriniainaroberthon3053
Жыл бұрын
Tena tsara ltr fa misaotra betsaka 🙏♥️
@rinnalaurette2859
Жыл бұрын
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤️ ❤️
@poudjah125
2 жыл бұрын
Misaotra 😍
@marielesage1254
2 жыл бұрын
Mankasitraka anaro tompoko fa mahafinaritra be mitandregny lay tantara sady mampalahelo koa lay toetry ny dadafara, isaorantsika an'Andriamanitra fa niova izy e 🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
@holimalalatahiry4994
Жыл бұрын
Tsar le tantaran'ny Accem e
@hantarajoelisolo3148
2 жыл бұрын
Merci Christophe sy Ralala 😗
@mamisoalantonirina7213
2 жыл бұрын
Ny soa atw vatsy zairina Ny ratsy atw loza mihantina Mankasitraka oh!
@perpetueraharisoa1888
2 жыл бұрын
Mankasitrak nizara
@hasinanomenjanahar8023
Жыл бұрын
Tantara marina mitsy io n'y havana akaiky mintsy no tena mahavita mamigana ontrizany kaha Samy mailo makasitraka nizara e
@esthererandriamamonjy900
2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@rasanjimananarichard7060
2 жыл бұрын
Niseo taminy dadako koa io tany io,EFA 40 ans aty aoriana VAO tratra dhlo ny ttasy rhtra ,Ary tratra koa fa domain Tao manjakandrian vakiniadiana koa nanao risoriso Ka manoratra lay tanimbarini Dada aminy anaranilay olona ,tiako lazaina dia Havana ihany fahavalonao nofa tsy misy hafa,mampalahelo anilay izy dia EFA nodimandry Dada VAO nipoitra dhlo ny marina rhtra ,ny tiako ambara dia NY olona sasany rhf maty dia manana fahefana Ary zah Mino fa Dadako no namoaka ireo ttasy ireo,mety tsy Mino nareo fa ny fiainana dia feno mistera
Пікірлер: 19