SEDRA VOALAHATRA
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy
Tantarana tovolahy iray mpiasa mpanampy. Mpanampin'olona i Sedra, mafy ny asa ataony, sesilany ny iraka. Tsy misy sitraka ny asa vitany, masika sy sarotiny ireo mpampiasa azy. Mpinamana sy mpiara-mianatra i Fitia sy i Voary zanaky ny mpampiasa an'i Sedra. Fitia dia tovovavy tsara tarehy sy tso-piaina, tia fianarana. Tojo tsy fahasalamana i Sedra, harerahana disy tafahoatra, ka i Fitia no nihantra ary nitsabo ka nampitra hopitaly azy. Lasa mpifankatia i Sedra sy Fitia.
Mpanoratra : Seger Mistério
Mpilalao : Rakoto, Faly, Holy, Hary, Vanintsoa
Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamonjy, Holisoa
#tantara
#sedravoalahatra
#sarymihetsika
Негізгі бет Tantara Malagasy - SEDRA VOALAHATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
Пікірлер: 5