Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo de mirary soa hatrany 😍😍❤️❤️
@pageorges2102
2 жыл бұрын
On distingue bien "l'être" et " l'avoir ". Entre les materialistes et les comportements ainsi que les éducations . Tantara misy lesona mifono filozôfia k azo tsoahina @ fiainana ! Tsara.
L'histoire est une très bonne leçon de vie mais quelqu'un peu me traduire le titre du tantara 😁
@hennah483
2 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany ô! 🤗
@mampiononamampionona1751
2 жыл бұрын
merci beaucoup💋💋💋💋
@lipo1125
2 жыл бұрын
Tsara fa le radio no eno fa tsy le tantara
@vivianeraminosoa2159
2 жыл бұрын
Merci bcp!!
@tahinageorges612
2 жыл бұрын
Tsara be ny tantara sady tena mahay daolo ny moilalao, saingy tsikaritro hoe matetika fotsiny tsy réaliste foana ny faran’ny tantara gasy fa toa hafa maina sy vita mora foana d voavela heloka foana ny panao heloka be vava.
@olivoyaoliviya1256
2 жыл бұрын
Mankasitra ❣️😘
@yantia2520
Жыл бұрын
Mankasitraka tompiko
@hantarajoelisolo3148
2 жыл бұрын
Maharikoriko koa ilay musique
@lilydaubec6298
2 жыл бұрын
Dia Iza izany no atao vadin’i Feno amin’izy mirahavavy ?
@rayonyk6913
2 жыл бұрын
😂😂
@sidonie6764
2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️🇲🇬🇲🇬♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️🇰🇼🇰🇼♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Пікірлер: 20