: "...Mama VOLAHAVANA Germaine na MAMA NENILAVA (1918-1998) dia Raimandraneny Fifohazana nasain'i JESOSY KRISTY, ZANAK' ANDRIAMANITRA, MPANJAKAN' NY MPANJAKA SY TOMPON' NY TOMPO, nanàngana ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA (1941) eo anivon' ny Fiombonamben' ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara (FFPM), mba hahatonga ny olona marobe HIBEBAKA sy HANDRAY ny FAMONJENA ao amin'i JESOSY KRISTY ary HANDOVA NY FANJAKAN' NY LANITRA. Izy dia mpitoriteny matanjaka, nanampy ny mahantra sy ny sahirana ary ny kamboty, Izy dia efa NAMPIAKARIN' ANDRIAMANITRA IM-PITO any amin' ny FANJAKAN' NY LANITRA, ary nampianarin'i Jesosy Kristy mivantana ny SORATRA MASINA sy TENIM-PIRENENA ROAMBINIFOLO (12). Efa nentin' i Jesosy Kristy nitory ny FILAZANTSARA manerana an'i MADAGASIKARA izy ary hatrany am-pitandranomasina (Etazonia, France, Norvezy, ...) ary efa nihaona tamin' ny MPANJAKA OLAV, MPANJAKAN' NY FANJAKAN' ANDRIANA tany NORVEZY. Izy dia NIRESAKA TAMIN' I JESOSY KRISTY MIVANTANA ary olona an'alina no nozarain' i Jesosy Kristy ny TENIN' ANDRIAMANITRA manokana, tamin' ny alàlany sy nentiny am-bavaka. Anisan' izany ireo mpanompon' Andriamanitra ho lasa Evanjelistra, Diakona, Loholona, Mpiandry, Katekista, Pastora sy Mpitandrina, Docteurs en Théologie, Eveka, Kardinaly Katolika, Mpitondra firenena ary ny sisa maro tsy voatanisa. Ary EFA NASEHON' I JESOSY KRISTY AZY MIALOHA NY TENIN' ANDRIAMANITRA SY NY ZAVA-DEHIBE REHETRA HITRANGA ETO MADAGASIKARA SY MANERANTANY, alohan' ny hiverenan'i JESOSY KRISTY TOMPO. Dia ho an' ANDRIAMANITRA irery ihany ny Voninahitra..." (Loharano: Prince Dr. Ndriana RABARIOELINA, Docteur en Théologie, PhD, Filohan' ny Fiombonamben' ny Ampanjaka eto Madagasikara).
@vivianeratovoson201
5 жыл бұрын
Merci pour le renseignement Melchi Zazato
@lalaeraste-uk6og
Жыл бұрын
Comment je fais pour accéder au Toby et l adresse en france
@Chango775
3 жыл бұрын
Faminaniana sandoka hoe ho tafaverina eo am fitondrana i Ravalomanana am 2018. Dia aiz ilay faminaniana ????
@lantorakotorahalahy803
Жыл бұрын
Raha mibebaka hoy izy ;
@ranja769
Жыл бұрын
aho koa tena mahita fa faminaniana sandoka iny!😂😂😂🤣🤣🤣
@JudéAndriatomady
Жыл бұрын
Salama daholo Tompoko ny hirarihana dia ny mba hanarahantsika ny diany e!
@vonyralison4144
5 жыл бұрын
Sambatra I Madagascar fa tahin'Andriamanitra mandrakariva fona
Пікірлер: 9