Ny tantara dia feno mitovy am resaka mahantra, tomany, tsy misakafo, tsisy vola...izay foana no isarihana ny mpihaino Sa hoe mitaiza olona ho hahantra itony karazana tantara itony
@hazavanafitiavana227
5 ай бұрын
Dia afaka manoratra ianao dia afaka ataonao lohahevitra hafa mihintsy toy ny tantara sasany ato. Betsaka ny lohahevitra amin'ny tantara ato fa tsy voatery ieeo notanisainao ireo
@ntsoavina
5 ай бұрын
Ka hita fa tena be mahantra anie e. Réalité ilay izy fa tsy hoe fandaingana na mamorona fotsiny.
Пікірлер: 13