Misaaotra tompo kô tena mafinartra be ka merc ! ❤❤❤
@user-sn5gt3of7z
2 ай бұрын
Miarahaba antsika rehetr mpihaino sy n.mpilalao ary isaorana aminy fanolorana ny tantara
@sandrarakotoarilala7517
2 ай бұрын
Misaotra fa tena tsara ilay tantara❤.ndriiii ...tsisy afa tsy ny fifandeferana ary famelan-keloka mba idiran'ny fahasoavana indray.❤❤❤
@germaineattieh7721
2 ай бұрын
Misaotr nizara tompoko ❤
@elisearthemise6734
2 ай бұрын
Tena mapalahelo ny tantara,feno lesona rasina hoany tovolahy, misaotra indrindra tompoko nizara
@AndritianaHerilala
2 ай бұрын
Mankasitraka tompoko❤🎣🇲🇬🎧
@hantarajoelisolo3148
2 ай бұрын
Hafa mihitsy ny aceem radio 📻 .
@MARYMARY-si1yr
2 ай бұрын
Mankasitraka ee ❤❤❤
@hajalalainaeliaandrianasol9379
2 ай бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko!
@user-dw4nl5zq9c
2 ай бұрын
Misaotra betsaka ❤🎉
@lilydaubec6298
2 ай бұрын
Mankasitraka ny mpizara
@marrymarry8826
2 ай бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@Alain-fq2df
2 ай бұрын
Misaotra mizara❤❤
@vivianeraminosoa2159
2 ай бұрын
Misaotra nizara!!
@gshvs8057
2 ай бұрын
Misaotra indrindra tompoko ❤😊
@egridavinah345
2 ай бұрын
❤❤❤❤❤misaotra betsak
@tahinageorges612
2 ай бұрын
❤❤❤🙏🏽
@apop3771
2 ай бұрын
Misaotra betsaka
@MiradoTinarivony-br6tb
2 ай бұрын
Tsara lay Tantara f fanitsiana kely, l feo no ts d tsara (oh:feon_jaza mitomany...)
@ginotes6230
2 ай бұрын
❤❤❤
@cozygasy
2 ай бұрын
Azafady fa tsy ny tantara no tiako kianina fa ny horonam-peo (prise de son) no tiako hasiana indro kely mba ho tsara2 kokoa ny vokatra mba ho liana foana izahay mpanaraka ny tantara mila tokiny fanamboarana ireny feo piano hataonareo eny anelanelany tantara (mafy be ny feo -volume/bruit de fond/) izay manindry ny horonam-peo ny tantara any ka tsy heno tsara ny tantara eny manahirana be ny manaraka ny tantara, raha mba hazonare hatao ny manatsaratsara ny kaliteo
@fararicah
2 ай бұрын
Tantara efa ela be io de zay no naharatsy anilay feo ngamba
@volanirinatranchant6054
2 ай бұрын
@@fararicah ay v njy ko mba panaraka tantara otrana ato ee 😅😅
Пікірлер: 29