L;Tsy zaho eky ny hanginy tsy hanambara Tsy ataoko ategna fa io filazantsara Fa maty Ianao noho ny fahotako Tompo ô! tsisy hafa ankoatra Anao V;Fa maty Ianao noho ny fahotako Tompo ô tsy hafa ankoatra Anao Tsisy karaha Anao LV: Hirako Ianao, hirako Ianao Sy Melodie-n' ny fo Lay tiako ary koa tia Ahy Malalako am-panahy LV: Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tananao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao no feno hery Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tananao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao no feno hery V: Tsy miova omaly Sy ny anio ary mandrakizay L: Fahazavana, fahamarinana LV: Dia lalana sy fiainana L: Matoky Anao zaho malala ô! Tsisy hafa ankoatra Anao Famonjena nataony ho Ahy Fanadiovana ota LV: Hirako Ianao, hirako Ianao Sy Melodie-n' ny fo Lay tiako ary koa tia Ahy Malalako am-panahy LV: Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tananao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao no feno hery Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tananao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao no feno hery LV: Feno hery,feno hery Feno hery,feno hery Ny Anilanao Malalako am-panahy Eieeeeeh LV: Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tananao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao... Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazona ahy ny tananao Raha lavitra Anao aho dia irery Ny anilanao... Tsisy karaha Anao
Tsisy ny tsara mihoatra Anao ry Jesoa Malala ❤️❤️❤️❤️
@annielu-ann5153
6 жыл бұрын
so amazing!!!!! in Malagasy, in Chinese, in English, best song! thank you Joseph D' af!
@fitiavanamims3374
4 жыл бұрын
Voninahitra lehibe ho an' i Ray Tompo be fitiavana ! Tsara ilay hira .💙💙🌹
@ireineedwigemoussa782
6 жыл бұрын
Merci beaucoup Joseph d'af Vous chante vraiment bien .... Cette chanson-titre tsisy NY tsara miotra anao,me fait pensée à mes amies à Madagascar... J t'adore trop Joseph d'af👍👍👍👍👍😘
@isabellerazafimamonjy5740
7 жыл бұрын
tsy misy ny tsara mihoatra Anao Tompo, tena tsara Ianao AMEN
@aaliyahjosettenoumme1138
4 жыл бұрын
Tsisy kara Anao Tadidiko fampiaram-peo taty maurice in2 be zao ,,, merci tarika JdAf ah Ho tahina fona anie anareo. Amen
@domoinahaja6088
3 жыл бұрын
Tsy misy ny tsara mihotra Anao ry Ray. Amen Jesosy . Misotara Jesosy nohony Ra zay nalatsakao, fitiavana lehitra tokoa no natotrao Anay.🙏🙏🙏❤❤❤
@blessingamongman7875
8 жыл бұрын
tena mahalatsadranomaso ahy ty hira ty Lord is Good all the time.
@ranaivosonzoelanto9057
6 жыл бұрын
Tena tsara,mampahery,satriko hamerina hihaino le hira fona, merci Joseph D'Af sy Titiana
@sarikadalleau661
4 жыл бұрын
Tsy misy tokoa ny tsara miotranao 🙏💝
@verechtchaguinekurt674
2 жыл бұрын
Tia ahy no sady tiko Ianao JESOSY ka tano aho ho Anao mandrakizay. Amen
Merci beaucoup fa ts leo mitandrengy hiraty tsara loatra dera hoan'Andrianiatra
@nadiagrenadine372
4 жыл бұрын
Tsara loatra Ianao Jesoa :'-(
@radomiradoherijaona6079
7 жыл бұрын
misaotra fa tena tsara le hira.
@phlawellejulia4651
8 жыл бұрын
tss hafa akoatra anao tokoa ry Andriamanitra mallanay!! Amen
@carolinecanova7431
4 жыл бұрын
N'y anilanao Tompo no feno hery. Amen
@joharyandrianandrasana642
2 жыл бұрын
Mankasitraka eh!
@olivierranaivosoa7829
8 жыл бұрын
tena tsara ny hira toy izao Tohizo eh
@jj_hanna7552
Жыл бұрын
I remember listening this song on the radio at Madagascar when I was young I really enjoyed it and still enjoy it
@ismaelmethode479
5 жыл бұрын
Tsara le hira tiako merci
@MsMaria-t8p
Ай бұрын
❤❤❤❤❤
@manoaramamonjisoa8629
Жыл бұрын
F Tsy zaho eky ny hanginy tsy hanambara Gm Tsy ataoko adina fa io filazantsara Bb Fa maty Ianao noho ny fahotako F C Tompo ô tsy hafa akoatra Anao (TITIANAH) Fa maty Ianao noho ny fahotako Tompo ô tsy hafa akoatra Anao Tsisy karaha Anao (JOSEPH D'Af & TITIANAH) Bb Hirako Ianao Am Sy Melodie ny fo Bb Lay tiako ary koa tia Ahy F C Malalako am-panahy Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH) F Tsisy ny tsara mihoatra Anao Gm Mihazonay ny tananao Bb Raha lavitra Anao aho dia Irery C Ny anilanao no feno Hery (JOSEPH D'Af & TITIANAH) Tsy miova,omaly Sy ny anio ary mandrakizay Fazavahana, fahamarinana, Dia lalana sy fiainana (JOSEPH D'Af) Matoky Anao zaho malala o Tsisy hafa ankoatra Anao Famonjena nataonao Anay Fanadiovana ota (JOSEPH D'Af & TITIANAH) Hirako Ianao Sy Melodie ny foko Lay tiako ary koa tia Ahy Malalako am-panahy Ref(2x):(JOSEPH D'Af & TITIANAH) Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazonay ny tananao Raha lavitra Anao aho dia Irery Ny anilanao no feno Hery (JOSEPH D'Af & TITIANAH) Feno Hery,feno Hery Feno Hery,feno Hery Ny Anilanao Malalako am-panahy Ref:(JOSEPH D'Af & TITIANAH) Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazonay ny tananao Raha lavitra Anao aho dia Irery Ny anilanao no feno Hery Tsisy ny tsara mihoatra Anao Mihazonay ny tananao Raha lavitra Anao aho dia Irery Ny anilanao Tsisy karaha Anao
@saomylai3472
7 жыл бұрын
tsara be, mankahery be, mankasitraka
@olirandriamanantsoa1072
5 жыл бұрын
Merci
@rosemanitra47
7 жыл бұрын
Tsisy otranao Andriamanitra ô, mamela ny fahotanay
@olirandriamanantsoa1072
5 жыл бұрын
Tsisy kaharana
@salomonlydieprisca692
7 жыл бұрын
mahafinaritra b l hira...mankasitraka anareo dahy.
@gounoumerie8772
4 жыл бұрын
Tsar ay 😘😘😘💖💖💖💖💖😘😘😘😘😘😘😘
@randytina314
2 жыл бұрын
Digne d'un dessin animé Walt Disney👸😂
@ivantsihosenarazafintsoa2030
6 ай бұрын
Bandy aho fa tena nitomany aho nihaino ity hita ity; , misaotra anareo dahy tsara lotra
Пікірлер: 59