MISEO MILAY NEFA TSY MISY ZAVATRA FANTANY AKORY , TENA BADO ILAY SIPA ... Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏 Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ Facebook : facebook.com/profile.php?...
Tena ilay mahatonga azy mitenin-dratsy foana isaky ny vidéo avokan'io sipa io. Simba ny fanabehazana. Hoy ny naman'ny zanany : "maman'ialahy ve ilay mpitenin-dratsy any @ réseau sociaux any iny ?"
@ramarokotochristian6177
4 ай бұрын
IZAHO.ALOHA RY ZOKY KOTO DIA KIVY TANTERAKA @ INY ZAZA INY. MBA HO RENY INY SA HIJANONA MPANANO-TENA MANDRAKIZAY
@florentg.mbolatiana6649
4 ай бұрын
merci Koto Be mba tsi nanompa ohtran'ini mena volo be ini
@livrakoto4654
4 ай бұрын
Vive Koto e ! 😊😃👍🏽 Miaiky anao @ faharetanao ny tenako manolaona ny teny ratsy manoso-potaka anao. Olon-tsotra marina, mahafinaritra sy mahery fò ianao, koa tohizo.
Luc Hervé : Lehilaha Cynthia : Vehivavy . Olona samy TEZITRA mikasika ny Zava miseho eto Madagascar. Générations Rajoelina izy ROA ireo aiza homena Tsiny izireo Koto aaah ! Any Ivelan'izireo Malalaka ny Fitenenana kaha Manararaotra milaza d'une autre manière à la Sauce Créole : Fahamarinana - Vulgarité.
@razafindratsimandresyeric3547
4 ай бұрын
Makorelim-bavy tsisy Ilana azy Io!😂 Tsy takatry ny sainy le izy!
@herinirinadr6150
4 ай бұрын
Mamon'ny moly io sipa io.
@lolanagel6103
2 ай бұрын
K'n'tena tsar'anie r'Koto ,ts'mba mandray anjara @ lay miss e
@adriansluf
4 ай бұрын
Ny olona tena maranintsaina tsy miteny ratsy. Matetika ny mpivarotena no mahasahy miteny ratsy imasombahoaka.
@FahasambaranaRal
4 ай бұрын
Enao KO anie miteny ratsy mitovy aminy ,amiko mitovy nareo mivazavaza aty andafy io
@blssolofo6126
2 ай бұрын
Fa inona moa no dia idiranao loatra @ fiainan Olona e ? Misy fomba ratsy avy aminao ,koa fa tsy dia mahay malala fomba loatra ianao. Ianao anie raha tsikeraina mahita ho lazaina daholo e. Ohatra ny tarehinao tsy dia misy hafa amin ny orona hippopotame ireny mihitsy ary ianao aza dia mihevitra fa milay be ary izany mihitsy angaMBa no nanaovan ilay Ramatoa anao lazaina MPIVAROTRA ANANA FA MBA FIDIFIDIANA IHANY NY VAVA SY NY TSIKERA ATAO FA AZA DIA TAHAKA NY LAVABODY LOATRA KA IZAY ;ALOTO REHETRA DIA AVOAKA DAHOLO
@user-nl5hf3te1z
4 ай бұрын
Tsy resaka tsara io na ratsy fa zavatra mazava no nolazain’i Koto hoe tsy valable ho solotenan’ny gasy any @ny sehatra eran-tany ilay miss gasy.
@hermannstamm5237
4 ай бұрын
Olona mitovy zô @ syntia no miharaka @ fa iza koa no miteny fa inteligent iny Ny tenany aza tsy siny ny manaja azy Aiza re zany olona inteligent zany Asiny olona sira dia myßira le faut blond😂😂😂😂
@diamondraliantsoaandriaman395
4 ай бұрын
Ka le miss nefa anie ry Koto ka tafa ao anaty Top 25 e! Nefa 114 ny isandry zareo.
@angotyirina1151
2 ай бұрын
Ah !... Te andoa be za niaino an'ity ramatoa ty! Mon dieu!... Mba vehivavy iany.
@FlavienCharlesranaivo
4 ай бұрын
Sipa frivany
@AndriamanatohasinaSolononja
2 ай бұрын
Nareo samy MPITENY ratsy ihany io e ...f'aza manambany olona kosa KOTO a ...misy fomba fiteny TSIKERA MIABO no atao fa TSY MIIBA
@josianelarmusiau6659
4 ай бұрын
Za manokana alo tena andray kosa e tsy mety otrany tonga dé tsy miaja zany vehivavy miteny ratsy tonga dé considéré na piady atsena miala tsiny @le fitenenana fa n'a n'y lazaina makorela aza tsy b teny ratsy otrany zany fa mbola mahay manaja tena 😅 tena 😅
@BariLalao
3 ай бұрын
Mampalahelo n'y tsy fanajany n'y tenany de mihevitra ery izy fa tena sahy miteny nefa indrisy fa tsy fantany hoe izy no ambany toentsaina indrindra tsisy hajany Tsy fireharehana zany hoeJIOLAHY izany fa henatra ho an'ny malagasy indrindra fa n'y vehivavy ( tsisy classe izy e ) Zay no fehiny
@TGMAJUNGA
2 ай бұрын
Koto an! Aza mandatsaka vatanao sy fahizanao amin'y olona ahotran'y io e ! Veloma zandry kely e !
@ellanieperrault
3 ай бұрын
Tia teny ratsy aloha izy. Nefa manja izy amzany.
@vazahiam
4 ай бұрын
marina mihintsy izay Koto ah, je pensais aussi qu'elle était intelligente mais non
@Arison14
4 ай бұрын
illogique be i Syntia: ireto ny santionany @ membre du jury (Mpitsara) an'ny concours Miss Monde: - Carson Kressley 55 ans - Mario Bautista 27 ans - Gisele Blondet 64 ans Ka tokony hoesorina ve ireo anankiroa efa mihoatra ny 50 taona ireo ? KKKKK
Ialahy s'y n'y Vava pour.. n Ialahy r i taingo neny t'y Ary n'y Vehivavy Gasy manja rehetra akory tsy nisy latsaka Miss â fa iny no teo â. N'y Vidéo n'ialahy angaha Mba misy Evitra fa tsy manenjik olona fotsiny Marenina eo fa Vodin omby è
@AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr
4 ай бұрын
Aza mandany lera amni Zavatta hoatrireny Koto a Fa ny lazainao olombitsy no mahazo any Manimba sofigna be
@tovoandriambololona4795
4 ай бұрын
aza miady amin'adala lesy Koto a!
@ainaonglerie7490
4 ай бұрын
Ilay hevitra eto resaka pory e😂😅
@fleurettekobel2490
4 ай бұрын
Miarahaba anao ry Koto , mba efa nihaino ny resaka an'ity Sipa ity aho , fa nohon'ny Motivation izay ananany no mba nahavarina kely ahy ! Ny tena marina aloha tsy dia mahalala fomba , satria miteniteny foana ! Ary mihaino izao zavatra rehetra lazainy izao aloha dia tena latsaka ambany be ilay niveaux ! Sady mbola tanora tsy mbola manana trafefa , koa miteniteny fahatany ! Mêrçi nizara ny fanehoan- kevitrao ry Koto , fa ny anao no marina , koa avelao ireo izay tsy mahatakatra ny tianao ho lazaina eto ! Ilay toe- tsaina dradradradrain'ity Sipa ity , koa izy ihany no mamerina ilay toe- tsana ratsy ! Bonne chance h@ ry Koto !
@elisarotha888
4 ай бұрын
Avelao an izy ry Koto fa olona tsy manajatena
@hermannstamm5237
4 ай бұрын
Marina ny teniny koto
@jeanmarcravonin2478
4 ай бұрын
Marina n'y an i Synthia r ilay Gidro por. PERVERS ity fa n'y t'avance Ialahy ohatry n'y Tampiny kindy io jerena â. Te hi kaoty an ilay Miss indray izao ilay Tava kisoa 🐽 ity fa tsy hahazaka dia be be resaka s'y Analyses vendrana eo. Mba hakpombony io Vava pory io ry Lelen t'y â
Tao anaty top 25 ary tsika nefa tamin'ny Neilly top 40.
@user-dq4ve4ho1p
4 ай бұрын
@@diamondraliantsoaandriaman395 tsy mitovy fa t@ Nelly betsaka tsara tarehy de normal Sady raha ifaninana @ Nelly vé Antsaly Dia hoy anao hoe Iza no tsara Mbola Top Nelly kosa eh aza mampitovy mihintsy kosa aloha
@ezechielrasi7672
4 ай бұрын
j'ai jamais aimé cette fille, elle n'a rien sauf relayer ce que disent les autres, n'en parlons même pas sa vulgarité qui donne envie de vomir, ses gros mots , aucun respect pour les auditoires , au secours,
@menran1959
4 ай бұрын
resaka mivaona any amin'ny tsy izy mihitsy ry Koto ny an'lay Syntia
@kjkcocosquezip3138
4 ай бұрын
Tsotra be izany ra koto a Aleo mijery sipa toy izay mijery GIDRO be fialonana
@user-wy8kd6qp9f
4 ай бұрын
Tena tianareo zany ny mijery sy mankafy SIPA makorelina mialokaloka any lafrantsa ???
Пікірлер: 45