Tena hita fa miavaka fona ny olona rehefa tena mahalala tsara io Andriamanitra io . Voalohany aloha ts maintsy tia mamaky Baiboly ary hita fa tafalatsaka lalina @ fikatsahana ny tsara sy mb hiala @ zay ratsy ts mety teo aloha mb ho tonga olom-baovao mb ho masina eo anatran'Andriamanitra . Tsara ny Tompo eh! Mendrik azy ny dera sy haja ary voninahitra .
@PriscillaRakotomalala
3 жыл бұрын
Amen. Voninahitra ho an'Andriamanitra.
@sarashalom6075
3 жыл бұрын
Merci beaucoup pour ton beau témoignage Jésus et Nicodème: il faut être né de nouveau pour entrer dans le Royaume de Dieu Plus tu cherches Dieu, plus Il se révèle à toi par JÉSUS-CHRIST. Merci pour le partage de la Parole Sois richement bénie sœur ! 🙏
@PriscillaRakotomalala
3 жыл бұрын
Merci. Gloire à Dieu. Sois bénie.
@ntomilan9476
4 жыл бұрын
Faly be amin'izay nataon'ny Tompo tamin'ny fiainan'i Pri ! ❤ merci d'exister !
@PriscillaRakotomalala
3 жыл бұрын
Gloire à Dieu Eric. Sois béni.
@ramananjarasoaleoniefloren6549
4 жыл бұрын
tena tsara ilay partage,misaotra betsaka. anisany manaraka ny page nareo mpinamana maromaro zah, ary tena maniry ny ho tena tanora mendrika otranareo, maniry ny mba ho tahaka izany koa aho,
@PriscillaRakotomalala
4 жыл бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra. Afaka manova ny fiainanao koa Izy raha avelanao. Fiadanana dia mivavaka aho ho tonga amin'ny efa nomaniNy ho anao ianao.
Пікірлер: 10