Mba vehivavy inona koa re zany e ,Andrimanitra o omeo vady hendry ah rehefa tonga ny fotoana anambadiako ,malahelo be ny foko mahare vehivavy mahazo vady hendry nefa ampijalina sy atao tsinontsinona ary ambanimbanina 😢😢
@marielesage1254
8 ай бұрын
Mankasitraka sy mankatelina fa tegna mampalahelo be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 ❤❤❤❤
@hantarajoelisolo3148
8 ай бұрын
Tsy laitra mihitsy ry Niravo 😂😂😂😂
@andreahjhennie2080
8 ай бұрын
Misaotra nizara tompoko. Vao hihaino 🎧🇲🇬😍🇱🇧❤️
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
8 ай бұрын
Misaotra nizara hoanay ôooh 👏👏👏❤❤❤
@narindraniaina9634
8 ай бұрын
Hmmmmm! Mankasitraka foana eeeeeeee ❤❤❤❤
@rovasoa
8 ай бұрын
Misaotra nizara oo😍🙏🙋♀️🇲🇬
@user-uj9xz1ht7i
8 ай бұрын
Ditran'olona zany 😢😢😢tena enjana
@andritianaherilala508
8 ай бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@vivianeraminosoa2159
8 ай бұрын
Misaotra nizara na dia efa heno t@ titre hafa aza!!😊
@fafahandriambelomanana4280
8 ай бұрын
Anatra ho an'ny reny, mila mahay mamela koa isika zanaka fa tsy misy masolo ny reny niteraka sady tsy misy tanteraka anie eto an-tany ê
@sidoniesidonie9722
8 ай бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Пікірлер: 20