Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany izany . Tena tia atsik Andriamanitra fa isika ihany no matetika mihodina sy manalavitra azy d manjary ts mahita ilay fitiavany isika . Andriamanitra o! Omeo fo mahay matoky anw aho ary miasa @ fiainako ianao mb hahaizak hanao ny ny sitraponao mb hisehoany voninahitra mb ho fitaratra ho any hafa .
@lalamaryse5536
4 жыл бұрын
Amen 🙏 Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany, mankasitraka anao manantena, mitombo am fasoavana sy fiadanana ny Kristy Tompo Fiadanana ho aminao sy ankohonanao 🙏
@tokycandyrandriatahiana9296
3 жыл бұрын
Fanekena slkm
@miarofitahiana9204
4 жыл бұрын
Amen
@malala3817
4 жыл бұрын
Aza miova Andry fa tano mafy ny finoanao, izaho koa nanny aretina betsaka fa nositranin' Andriamanitra aho
@mbolatianamanuelarakotonan1742
3 жыл бұрын
Waouh, tena notaomin'Atra hijery an ity video ity izahay. Faly be maheno an'Andry sitrana❤️. Ho marina amin'i Tahiana ihany koa izany❤️
Пікірлер: 8